<?xml version="1.0" encoding="UTF-8"?><song><hymn_number>732</hymn_number>
<lyrics>[V1]
 Velona indrindra,
 ry havana ô !
 Velona e, mandra-pihaona ;
 Ry Tompo, vimbino
 an-dalana ao
 Ny havana izay vao handeha ;
 Ka ny mifanao
 Veloma izao
 Tahio, mba ho tafahaona !

[V2]
 Ry Jeso Mpamonjy, tariho
 izahay
 Hihaona indray ao ambony,
 Hiara-pinaritra mandrakizay,
 Rehefa tafita ny ony,
 Hiara-manao
 Ny hira vaovao,
 Fa tsy mba hisaraka intsony !</lyrics>
<title>Veloma indrindra, ry havana o! FFPM732</title>
</song>